1 Tantara 27:14 MG1865

14 Ny fahiraika ambin'ny folo, ho amin'ny volana fahiraika ambin'ny folo, dia Benaia Piratonita, isan'ny taranak'i Efraima; ary ny antokony dia efatra arivo amby roa alina.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 27

Jereo 1 Tantara 27:14 amin'ny teny manodidina.