1 Tantara 27:32 MG1865

32 Ary Jonatana, rahalahin-drain'i Davida, dia mpanolo-tsaina, lehilahy hendry sady be fahalalana izy; ary Jehiela, zanak'i Hakmony, dia teo amin'ny zanaky ny mpanjaka;

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 27

Jereo 1 Tantara 27:32 amin'ny teny manodidina.