1 Tantara 27:33 MG1865

33 ary Ahitofela dia mpanolo-tsaina ny mpanjaka; ary Hosay Arkita no sakaizan'ny mpanjaka; ary ny manarakaraka an'i Ahitofela dia Joiada, zanak'i Benaia, sy Abiatara; ary ny komandin'ny miaramilan'ny mpanjaka dia Joaba.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 27

Jereo 1 Tantara 27:33 amin'ny teny manodidina.