1 Tantara 27:7 MG1865

7 Ny fahefatra, ho amin'ny volana fahefatra, dia Asahela, rahalahin'i Joaba, ary Zebadia zanany no nanarakaraka azy; ary ny antokony dia efatra arivo amby roa alina.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 27

Jereo 1 Tantara 27:7 amin'ny teny manodidina.