1 Tantara 27:8 MG1865

8 Ny fahadimy, ho amin'ny volana fahadimy, dia Samihota Jizarita; ary ny antokony dia efatra arivo amby roa alina.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 27

Jereo 1 Tantara 27:8 amin'ny teny manodidina.