1 Tantara 28:8 MG1865

8 Ary ankehitriny, eto anatrehan'ny Isiraely rehetra, fiangonan'i Jehovah, sy eto anatrehan'Andriamanitsika, tandremo sy diniho ny didin'i Jehovah Andriamanitrareo rehetra, mba hahatananareo ity tany soa ity, sady havelanareo ho lovan'ny zanakareo mandimby anareo, mandrakizay izy.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 28

Jereo 1 Tantara 28:8 amin'ny teny manodidina.