1 Tantara 28:7 MG1865

7 Ary hampitoetra ny fanjakany ho mandrakizay Aho, raha maharitra mitandrina ny didiko sy ny fitsipiko mandra-kariva izy tahaka ny amin'izao anio izao.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 28

Jereo 1 Tantara 28:7 amin'ny teny manodidina.