1 Tantara 29:1 MG1865

1 Ary hoy Davida mpanjaka tamin'ny fiangonana rehetra: Solomona zanako, ilay nofidin'Andriamanitra, dia mbola zaza sy tanora fanahy; nefa lehibe ny asa, fa tsy lapa ho an'olona, fa ho an'i Jehovah Andriamanitra.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 29

Jereo 1 Tantara 29:1 amin'ny teny manodidina.