1 Tantara 28:21 MG1865

21 Ary indreo ny antokon'ny mpisorona sy ny Levita hanao ny fanompoana rehetra ao an-tranon'Andriamanitra; ary ao aminao hanampy amin'ny asa samy hafa rehetra ny olon-kendry izay manolo-tena mba hahavita ny fanompoana rehetra sy ny mpifehy ary ny vahoaka rehetra hankatò ny didinao.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 28

Jereo 1 Tantara 28:21 amin'ny teny manodidina.