1 Tantara 29:10 MG1865

10 Koa dia nisaotra an'i Jehovah teo anatrehan'ny fiangonana rehetra Davida ka nanao hoe: Isaorana anie Hianao, Jehovah ô, Andriamanitr'Isiraely razanay, hatramin'ny taloha indrindra ka ho mandrakizay.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 29

Jereo 1 Tantara 29:10 amin'ny teny manodidina.