1 Tantara 29:9 MG1865

9 Dia faly ny vahoaka noho ny fahazotoan'ireo, fa tamin'ny fony rehetra no nahazotoany nanatitra ho an'i Jehovah; ary Davida mpanjaka koa faly dia faly.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 29

Jereo 1 Tantara 29:9 amin'ny teny manodidina.