1 Tantara 29:19 MG1865

19 ary omeo fo marina Solomona zanako hitandrina ny didinao sy ny teni-vavolombelonao sy ny lalànao ka hanao izany rehetra izany sady hahavita ny lapa izay efa namoriako ny hanaovana azy.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 29

Jereo 1 Tantara 29:19 amin'ny teny manodidina.