1 Tantara 29:20 MG1865

20 Ary hoy Davida tamin'ny fiangonana rehetra: Masìna ianareo, misaora an'i Jehovah Andriamanitrareo. Ary ny fiangonana rehetra dia nisaotra an'i Jehovah, Andriamanitry ny razany, sady niondrika ka niankohoka teo anatrehan'i Jehovah sy ny mpanjaka.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 29

Jereo 1 Tantara 29:20 amin'ny teny manodidina.