1 Tantara 29:21 MG1865

21 Ary namono zavatra hatao fanatitra ho an'i Jehovah izy sady nanatitra fanatitra dorana ho an'i Jehovah nony ampitson'iny, dia vantotr'ombilahy arivo sy ondrilahy arivo ary zanak'ondry arivo mbamin'ny fanatitra aidina momba ireo ary fanatitra hafa be dia be ho an'ny Isiraely rehetra.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 29

Jereo 1 Tantara 29:21 amin'ny teny manodidina.