1 Tantara 29:5 MG1865

5 ny volamena hanaovana ny fanaka volamena ary ny volafotsy hanaovana ny fanaka volafotsy sy hanaovana ny fanaka volafotsy sy hanaovana ny asa samy hafa rehetra izay hataon'ny tanan'ny mpiasa mahay tao-zavatra. Iza ary no mazoto hitondra fanatitra ho an'i Jehovah anio?

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 29

Jereo 1 Tantara 29:5 amin'ny teny manodidina.