1 Tantara 29:6 MG1865

6 Dia samy nazoto nanatitra zavatra ny lohan'ny fianakaviana sy ny lehiben'ny firenen'Isiraely ary ny mpifehy arivo sy ny mpifehy zato mbamin'ny mpitandrina ny raharahan'ny mpanjaka

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 29

Jereo 1 Tantara 29:6 amin'ny teny manodidina.