1 Tantara 29:7 MG1865

7 ka nanome izay hanaovana ny fanompoana amin'ny tranon'Andriamanitra, dia talenta volamena dimy arivo sy darika iray alina sy talenta volafotsy iray alina sy talenta varahina valo arivo amby iray alina ary talenta vy iray hetsy.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 29

Jereo 1 Tantara 29:7 amin'ny teny manodidina.