1 Tantara 5:17 MG1865

17 Ireo rehetra ireo dia nisaina araka ny firazanany tamin'ny andron'i Jotama, mpanjakan'ny Joda, sy tamin'ny andron'i Jeroboama, mpanjakan'ny Isiraely.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 5

Jereo 1 Tantara 5:17 amin'ny teny manodidina.