1 Tantara 5:18 MG1865

18 Ny taranak'i Robena sy ny Gadita ary ny antsasaky ny firenen'i Manase, izay isan'ny lehilahy mahery, ka lehilahy mahatana ampinga sy sabatra ary mahahenjana tsipìka sady zatra ny miady, dia enim-polo amby fiton-jato amby efatra arivo sy efatra alina no isan'ny azo nalefa hanafika.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 5

Jereo 1 Tantara 5:18 amin'ny teny manodidina.