1 Tantara 5:23 MG1865

23 Ary ny taranaky ny antsasaky ny firenen'i Manase dia nonina tamin'ny tany; ary nihamaro izy hatrany Basana ka hatrany Bala-hermona sy Senira ary hatramin'ny tendrombohitra Hermona.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 5

Jereo 1 Tantara 5:23 amin'ny teny manodidina.