1 Tantara 5:24 MG1865

24 Ary izao no lohan'ny fianakaviany: Efera sy Jisy sy Eliala sy Azriela sy Jeremia sy Hodavia ary Jadiela; lehilahy mahery ireo ary malaza sady samy lohan'ny fianakaviany avy.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 5

Jereo 1 Tantara 5:24 amin'ny teny manodidina.