1 Tantara 5:25 MG1865

25 Ary nivadika tamin'Andriamanitry ny razany ireo, fa nijangajanga nanaraka ny andriamanitry ny tompon-tany, izay naringan'Andriamanitra tsy ho eo anoloany.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 5

Jereo 1 Tantara 5:25 amin'ny teny manodidina.