1 Tantara 5:9 MG1865

9 Ary nonina tany atsinanana hatrany akaikin'ny efitra ka hatramin'ny ony Eofrata izy; fa ny ombiny aman'ondriny nihamaro teny amin'ny tany Gileada.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 5

Jereo 1 Tantara 5:9 amin'ny teny manodidina.