1 Tantara 7:7 MG1865

7 Ary ny zanakalahin'i Bela dia Ezbona sy Ozy sy Oziela sy Jerimota ary Iry; dimy izy, ary samy lohan'ny fianakaviany avy sady lehilahy mahery avokoa; ary ny Isany araka ny firazanany dia efatra amby telo-polo amby roa arivo sy roa alina.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 7

Jereo 1 Tantara 7:7 amin'ny teny manodidina.