1 Tantara 7:8 MG1865

8 Ary ny zanakalahin'i Bakera dia Zemira sy Joasy sy Eliezera sy Elioenay sy Omry sy Jerimota sy Abia sy Anatota ary Alameta. Ireo rehetra ireo no zanakalahin'i Bakera.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 7

Jereo 1 Tantara 7:8 amin'ny teny manodidina.