1 Tantara 7:9 MG1865

9 Ary ny isany araka ny firazanany amin'ny fireneny, izay samy lohan'ny fianakaviany avy sady lehilahy mahery, dia roanjato sy roa alina.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 7

Jereo 1 Tantara 7:9 amin'ny teny manodidina.