1 Tantara 9:1 MG1865

1 Dia nisaina araka ny firazanany avy ny Isiraely rehetra; ary, indro, efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny mpanjakan'ny Isiraely izany. Ary ny Joda dia nentina ho babo tany Babylona noho ny fahotany.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 9

Jereo 1 Tantara 9:1 amin'ny teny manodidina.