1 Tantara 8:40 MG1865

40 Ary ny zanakalahin'i Olama dia lehilahy mahery sady mpandefa zana-tsipìka, ary nanana zanakalahy sy zafy maro izy, dia dimam-polo amby zato. Ireo rehetra ireo no taranak'i Benjamina.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 8

Jereo 1 Tantara 8:40 amin'ny teny manodidina.