11 Ka dia novonoin'i Jeho izay sisa rehetra tamin'ny taranak'i Ahaba tao Jezirela sy ny olom-baventy rehetra tao aminy mbamin'ny havany ary ny mpisorony koa, ambara-paha-tsy hisy miangana na dia iray akory aza.
Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 10
Jereo 2 Mpanjaka 10:11 amin'ny teny manodidina.