13 dia nifanena amin'ny rahalahin'i Ahazia, mpanjakan'ny Joda, izy ka nanao hoe: Iza ange ianareo? Ary izy ireo namaly hoe: Rahalahin'i Ahazia izahay ary midìna mba hamangy ny zanakalahin'ny mpanjaka sy ny zanakalahin'ny andriambavy.
Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 10
Jereo 2 Mpanjaka 10:13 amin'ny teny manodidina.