14 Ary hoy Jeho: Sambory velona ireo. Dia nosamboriny ka novonoiny teo akaikin'ny lavaka famorian-drano tao an-trano fivoriana izy roa amby efa-polo lahy ireo, ary tsy nasiany miangana na dia iray akory aza.
Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 10
Jereo 2 Mpanjaka 10:14 amin'ny teny manodidina.