17 Ary rehefa tonga tany Samaria Jeho, dia namono izay sisa rehetra tamin'ny tamingan'i Ahaba tany Samaria mandra-paharingany, araka ny tenin'i Jehovah izay nolazainy tamin'i Elia.
Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 10
Jereo 2 Mpanjaka 10:17 amin'ny teny manodidina.