2 Mpanjaka 10:18 MG1865

18 Ary Jeho namory ny vahoaka rehetra ka nanao taminy hoe: Ahaba nanompo an'i Bala kelikely ihany, fa Jeho no hanompo azy fatratra.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 10

Jereo 2 Mpanjaka 10:18 amin'ny teny manodidina.