2 Mpanjaka 11:10 MG1865

10 Ary ny kapiteny nomen'ilay mpisorona ny lefona sy ampingan'i Davida mpanjaka izay tao an-tranon'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 11

Jereo 2 Mpanjaka 11:10 amin'ny teny manodidina.