2 Mpanjaka 11:11 MG1865

11 Ary ny mpiambina nitsangana, ka samy nitana ny fiadiany avy hanodidina ny mpanjaka hatramin'ny lafiny ankavanan'ny trano ka hatramin'ny lafiny ankavia, hatramin'ny alitara ka hatramin'ny trano.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 11

Jereo 2 Mpanjaka 11:11 amin'ny teny manodidina.