2 Mpanjaka 11:18 MG1865

18 Ary ny vahoaka rehetra niditra tao an-tranon'i Bala ka nandrava azy; ny alitara sy ny endri-javatra teo aminy dia notorotoroiny avokoa, ary Matana, mpisoron'i Bala, novonoiny teo anoloan'ny alitara. Ary ny mpisorona nanendry ny ho mpitandrina ny tranon'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 11

Jereo 2 Mpanjaka 11:18 amin'ny teny manodidina.