2 Mpanjaka 11:19 MG1865

19 Ary nalainy ny kapiteny sy ny anjolofo sy ny mpiambina mbamin'ny vahoaka rehetra ary nentina nidina avy tao an-tranon'i Jehovah ny mpanjaka, ka teo am-bavahadin'ny mpiambina no nalehany hankao an-tranon'ny mpanjaka. Ary nipetraka tamin'ny seza fiandrianan'ny mpanjaka izy.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 11

Jereo 2 Mpanjaka 11:19 amin'ny teny manodidina.