2 Mpanjaka 13:18 MG1865

18 Ary hoy koa izy: Raiso ny zana-tsipìka. Dia noraisiny. Ary hoy izy tamin'ny mpanjakan'ny Isiraely: Kapohy ny tany. Ary nokapohiny intelo, dia nitsahatra izy.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 13

Jereo 2 Mpanjaka 13:18 amin'ny teny manodidina.