2 Mpanjaka 13:19 MG1865

19 Ary ilay lehilahin'Andriamanitra dia tezitra taminy ka nanao hoe: Tokony ho nikapoka indimy na inenina ianao, dia ho nasianao ny Syriana mandra-pandringanao azy; fa izao dia intelo ihany no hamelezanao ny Syriana.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 13

Jereo 2 Mpanjaka 13:19 amin'ny teny manodidina.