2 Mpanjaka 13:2 MG1865

2 Ary nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah izy, fa nanaraka ny fahotan'i Jeroboama, zanak'i Nebata, izay nampanotany ny Isiraely; tsy niala tamin'izany izy.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 13

Jereo 2 Mpanjaka 13:2 amin'ny teny manodidina.