2 Mpanjaka 13:3 MG1865

3 Ary ny fahatezeran'i Jehovah nirehitra tamin'ny Isiraely, ka dia natolony teo an-tanan'i Hazaela, mpanjakan'i Syria, sy teo an-tanan'i Beni-hadada, zanak'i Hazaela, mandrakariva izy.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 13

Jereo 2 Mpanjaka 13:3 amin'ny teny manodidina.