2 Mpanjaka 14:10 MG1865

10 Efa namely an'i Edoma tokoa ianao, ka dia nirehareha ny fonao; aoka hahafa-po anao ary izany voninahitra izany, ka mitoera ao an-tranonao ihany; fa nahoana no hihaika ny loza hahalavo ny tenanao mbamin'ny Joda koa ianao?

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 14

Jereo 2 Mpanjaka 14:10 amin'ny teny manodidina.