2 Mpanjaka 14:11 MG1865

11 Fa tsy nanaiky Amazia. Koa dia niakatra Joasy, mpanjakan'ny Isiraely; ary izy sy Amazia, mpanjakan'ny Joda, nihaona tany Beti-semesy izay any Joda.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 14

Jereo 2 Mpanjaka 14:11 amin'ny teny manodidina.