2 Mpanjaka 15:16 MG1865

16 Tamin'izany Menahema dia niala tany Tirza ka namely an'i Tifsa mbamin'izay rehetra tao hatramin'ny sisin-taniny; fa tsy namoha vavahady azy Tifsa, ka dia nasiany, ary izay bevohoka rehetra tao notatahany.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 15

Jereo 2 Mpanjaka 15:16 amin'ny teny manodidina.