2 Mpanjaka 15:17 MG1865

17 Tamin'ny taona fahasivy amby telo-polo nanjakan'i Azaria, mpanjakan'ny Joda, no vao nanjakan'i Menahema, zanak'i Gady, tamin'ny Isiraely, ary nanjaka folo taona tao Samaria izy.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 15

Jereo 2 Mpanjaka 15:17 amin'ny teny manodidina.