7 Ary Azaria dia lasa nodimandry any amin'ny razany, ka nalevina tao amin'ny razany tao an-tanànan'i Davida izy; ary Jotama zanany no nanjaka nandimby azy.
Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 15
Jereo 2 Mpanjaka 15:7 amin'ny teny manodidina.