8 Tamin'ny taona fahavalo amby telo-polo nanjakan'i Azaria, mpanjakan'ny Joda, no nanjakan'i Zakaria, zanak'i Jeroboama, tamin'ny Isiraely, ary nanjaka enim-bolana tao Samaria izy.
Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 15
Jereo 2 Mpanjaka 15:8 amin'ny teny manodidina.