2 Mpanjaka 15:9 MG1865

9 Ary nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah tahaka ny nataon'ny razany izy, fa tsy niala tamin'ny fahotan'i Jeroboama, zanak'i Nebata, Izay nampanotany ny Isiraely.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 15

Jereo 2 Mpanjaka 15:9 amin'ny teny manodidina.