2 Mpanjaka 18:21 MG1865

21 Fa, indro, ianao matoky io tehina volotara torotoro io, dia Egypta, nefa raha itehenan'olona iny, dia manindrona ny tànany miboroaka; tahaka izany Farao, mpanjakan'i Egypta, amin'izay rehetra matoky azy.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 18

Jereo 2 Mpanjaka 18:21 amin'ny teny manodidina.