2 Mpanjaka 18:22 MG1865

22 Ary raha hoy ianareo amiko: Jehovah Andriamanitray no itokianay, moa tsy Azy va ny fitoerana avo aman'alitara izay noravan'i Hezekia, izay nilaza tamin'ny Joda sy Jerosalema hoe: Eto anoloan'ity alitara eto Jerosalema ity no hiankohofanareo?

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 18

Jereo 2 Mpanjaka 18:22 amin'ny teny manodidina.